Mark 14:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niverina indray Izy dia nahita azy ireo matory, ary efa nilondolondo ny masony ka tsy hitany izay havaliny Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niverina indray Izy, dia nahita azy natory fa efa nilondolondo ny masony, ka tsy hitan’izy ireo izay havaly Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony niverina nankeo amin’izy telo lahy Izy, dia mbola nahita azy natory, fa efa navesatra ny masony ka tsy hitany izay havaly an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niverina indray Izy, dia nahita azy matory, fa efa nilondolondo ny masony, ka tsy hitany izay havaliny Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niverina indray Izy dia nahita azy ireo matory, ary efa nilondolondo ny masony ka tsy hitany izay havaliny Azy.
malagasy
Ary nony niverina indray Izy, dia nahita azy matory, fa efa nilondolondo ny masony, ka tsy hitany izay havaliny Azy.