Mark 14:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka tamin’izay, raha mbola niteny Izy, dia avy i Jodasy, iray amin’ny roa amby folo lahy, ary nisy vahoaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna ary ny loholona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay raha mbola niteny Izy, dia tamy i Jodasy IsKariota isan’izy roa ambin’ny folo lahy, mbamin’ny vahoaka be nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niaraka tamin’izay, raha mbola miteny eo i Jesoa, dia tonga i Jodasy, anankiray amin’ny 12 lahy; ary andian’olona nirongo sabatra sy kibay, irak’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ary loholona, no tafaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay, raha mbola niteny Izy, dia avy Jodasy, isan'ny roa ambin'ny folo lahy, sady nisy vahoaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin'ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaraka tamin’izay, raha mbola niteny Izy, dia avy i Jodasy, iray amin’ny roa amby folo lahy, ary nisy vahoaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna* ary ny loholona.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay, raha mbola niteny Izy, dia avy Jodasy, isan'ny roa ambin'ny folo lahy, sady nisy vahoaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin'ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.