Mark 14:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay hanolotra Azy dia efa nanome famantarana tamin’ireo ka niteny hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento dia ataovy tsara ambina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo dia efa nomen’ilay mpamadika Azy famantarana toy izao: «Izay horohako no Izy, ka sambory, ary ento tsy amim-pisalasalana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay hanolotra an’i Jesoa dia efa nanome famantarana an-dry zareo hoe: «Izay horohako no Izy ka sambory, dia ento ka ambeno tsara.»
Malagasy Bible 1865
Ary ilay hamadika Azy efa nanome famantarana ireo ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento, fa aza avela ho afaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay hanolotra Azy dia efa nanome famantarana tamin’ireo ka niteny hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento dia ataovy tsara ambina.
malagasy
Ary ilay hamadika Azy efa nanome famantarana ireo ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento, fa aza avela ho afaka.