Mark 14:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao tonga izy ka nanatona an’i Jesosy dia niteny hoe: Raby ô! Sady nanoroka Azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vantany vao tonga izy dia nanatona an’i Jesoa ka nanao hoe: «Arahaba, Raby,» dia nanoroka Azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao tonga i Jodasy, dia nanatona an’i Jesoa avy hatrany ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô! Dia nanoroka Azy i Jodasy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga izy, dia nanatona an'i Jesosy niaraka tamin'izay ka nanao hoe: Raby ô! dia nanoroka Azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao tonga izy ka nanatona an’i Jesosy dia niteny hoe: Raby ô! Sady nanoroka Azy izy.
malagasy
Ary rehefa tonga izy, dia nanatona an'i Jesosy niaraka tamin'izay ka nanao hoe: Raby ô! dia nanoroka Azy izy.