Mark 14:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatsotra ny tanany Taminy ny olona ka nisambotra Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nosamborin’ireo Izy, dia nohazoniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohazonin’ireo iraka tamin’izay i Jesoa ary nosamboriny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona naninjitra ny tànany taminy ka nisambotra Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatsotra ny tanany Taminy ny olona ka nisambotra Azy.
malagasy
Ary ny olona naninjitra ny tànany taminy ka nisambotra Azy.