Mark 14:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatsoaka ny sabany ny iray tamin’ireo izay nanatrika teo dia nikapoka ny mpanompon’ny Mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny anankiray amin’izay teo aminy nanatsoaka sabatra, dia namely ny mpanompon’ny lehiben’ny mpisorona, ka nahafaka ny sofiny an’ila.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatsoaka sabatra kosa ny anankiray tamin’ny olona teo anilan’i Jesoa, dia namely an’ilay mpanompon’ny mpisorombe, ka nahafaka ny sofiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'izay teo anilany nanatsoaka ny sabany, dia nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatsoaka ny sabany ny iray tamin’ireo izay nanatrika teo dia nikapoka ny mpanompon’ny Mpisoronabe* ka nahafaka ny sofiny.
malagasy
Ary ny anankiray tamin'izay teo anilany nanatsoaka ny sabany, dia nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny.