Mark 14:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny taminy Jesosy hoe: Tonga mitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy toy ny fisambotra jiolahy va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny i Jesoa ka nanao tamin’izy ireo hoe: «Mova tsy ny hisambotra jiolahy no fiavinareo nitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa tamin’ireo iraka: –Toy ny hisambotra jiolahy izato fiavinareo mirongo sabatra sy kibay hisambotra Ahy!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny taminy Jesosy hoe: Tonga mitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy toy ny fisambotra jiolahy va ianareo?
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo?