Mark 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa azo namidy lafo mihoatra ny denaria telonjato iny menaka manitra iny ka ho nomena ny mahantra! Dia tezitra indrindra tamin-dRavehivavy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Denie telon-jato mahery iny raha namidy ka homena ny mahantra.» Dia nimonomonona tamin-dravehivavy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azo namidy denàry telonjato mahery iny ka omena ny mahantra ny vidiny! Dia nolevileven-dry zareo ravehivavy.
Malagasy Bible 1865
Fa azo namidy ho lafo tsy omby denaria telon-jato iny menaka manitra iny ka homena ny malahelo. Dia tezitra indrindra tamin-dravehivavy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa azo namidy lafo mihoatra ny denaria* telonjato iny menaka manitra iny ka ho nomena ny mahantra! Dia tezitra indrindra tamin-dRavehivavy ireo.
malagasy
Fa azo namidy ho lafo tsy omby denaria telon-jato iny menaka manitra iny ka homena ny malahelo. Dia tezitra indrindra tamin-dravehivavy ireo.