Mark 14:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy zatovo iray nanaraka Azy, tsy nitafy afa-tsy lamba hariry madinika, ary nosamborin’ny olona teo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy tovolahy anankiray nanaraka Azy, lamba fotsiny no teny an-kodiny, nosamborin’ireo koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy zatovolahy iray nanaraka an’i Jesoa, tsy nanana afa-tsy akanjo manolo-koditra. Nosamborin’ny olona koa izy;
Malagasy Bible 1865
Ary nisy zatovo anankiray nanaraka Azy, ka lamba hariry madinika fotsiny ihany no nitafiany, ary nosamborin'ny olona teo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy zatovo iray nanaraka Azy, tsy nitafy afa-tsy lamba hariry madinika, ary nosamborin’ny olona teo izy.
malagasy
Ary nisy zatovo anankiray nanaraka Azy, ka lamba hariry madinika fotsiny ihany no nitafiany, ary nosamborin'ny olona teo izy.