Mark 14:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navelany teny amin’ireo mpisambotra azy ny lambany hariry madinika ka nandositra nitanjaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nariany ny lambany, ka lasa nandositra niboridana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana.
Malagasy Bible 1865
Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navelany teny amin’ireo mpisambotra azy ny lambany hariry madinika ka nandositra nitanjaka izy.
malagasy
Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy.