Mark 14:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Petera dia nanaraka Azy teny lavidavitra teny hatrany anatin’ny kianjan’ny tranon’ny Mpisoronabe. Ary niara-nipetraka teo amin’ny mpiandry raharaha izy ka namindro teo anilan’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Piera kosa nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany an-tokotanin’ny lehiben’ny mpisorona, dia niara-nipetraka tamin’ny mpanompo teo anilan’ny afo, sy namindro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Petera kosa nanaraka an’i Jesoa teny lavidavitra teny mandra-pahatonga tao an-tokotanin’ny tranon’ny mpisorombe, dia niara-nipetraka tamin’ireo mpiandry raharaha ka namindro teo anilan’ny afo.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera efa nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany amin'ny kianjan'ny tranon'ny mpisoronabe; ary niara-nipetraka teo amin'ny mpiandry raharaha izy namindro teo anilan'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Petera dia nanaraka Azy teny lavidavitra teny hatrany anatin’ny kianjan’ny tranon’ny Mpisoronabe*. Ary niara-nipetraka teo amin’ny mpiandry raharaha izy ka namindro teo anilan’ny afo.
malagasy
Ary Petera efa nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany amin'ny kianjan'ny tranon'ny mpisoronabe; ary niara-nipetraka teo amin'ny mpiandry raharaha izy namindro teo anilan'ny afo.