Mark 14:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Sinedriona manontolo dia nitady zavatra hiampangana an’i Jesosy ka hamonoany Azy ho faty, nefa tsy nahita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpisaina rehetra dia nitady izay hiampangana an’i Jesoa hamonoany Azy, nefa tsy nahita;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nokarohin’ireo lohandoha-mpisorona sy ireo rehetra anisan’ny Fitsarana ambony teo amin’ny Jiosy izay mety hiampangana an’i Jesoa hanamelohana Azy ho faty, saingy tsy nahita ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Synedriona rehetra nitady vavolombelona hiampanga an'i Jesosy hamonoany Azy, nefa tsy nahita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Sinedriona* manontolo dia nitady zavatra hiampangana an’i Jesosy ka hamonoany Azy ho faty, nefa tsy nahita.
malagasy
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Synedriona rehetra nitady vavolombelona hiampanga an'i Jesosy hamonoany Azy, nefa tsy nahita.