Mark 14:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana ny sasany ka niampanga lainga Azy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony inona dia nisy nitsangana niampanga lainga Azy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy nitsangana niampanga lainga an’i Jesoa toy izao:
Malagasy Bible 1865
Ary nitsangana ny sasany, dia niampanga lainga Azy nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana ny sasany ka niampanga lainga Azy hoe:
malagasy
Ary nitsangana ny sasany, dia niampanga lainga Azy nanao hoe: