Mark 14:58 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izahay nandre Azy niteny hoe: Izaho handrava ity tempoly nataon-tanana ity ary amin’ny hateloana dia hanangana hafa izay tsy nataon-tanana Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Renay Izy io nanao hoe: ‹Horavako ity tempoly nataon-tanana ity, dia hanangana hafa tsy nataon-tanana indray Aho amin’ny hateloana› »;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Renay ilay io nanao hoe: «Horavako ity tempoly nataon-tanan’olombelona ity, ary ao anatin’ny telo andro, dia hanorina hafa tsy nataon-tanan’olombelona Aho.»
Malagasy Bible 1865
Izahay efa nandre Azy nanao hoe: Izaho handrava ity tempoly nataon-tanana ity, ary amin'ny hateloana dia hanangana hafa izay tsy nataon-tanana Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izahay nandre Azy niteny hoe: Izaho handrava ity tempoly nataon-tanana ity ary amin’ny hateloana dia hanangana hafa izay tsy nataon-tanana Aho.
malagasy
Izahay efa nandre Azy nanao hoe: Izaho handrava ity tempoly nataon-tanana ity, ary amin'ny hateloana dia hanangana hafa izay tsy nataon-tanana Aho.