Mark 14:59 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nifanaraka anefa ny filazany na dia tamin’izany aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy nifanaraka ny fiampangany na dia tamin’izany aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nifanaraka akory ny filàzan’ireo mpiampanga na dia tamin’izany aza.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nifanaraka ny filàzany na dia tamin'izany aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nifanaraka anefa ny filazany na dia tamin’izany aza.
malagasy
Fa tsy nifanaraka ny filàzany na dia tamin'izany aza.