Mark 14:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy: Izaho no Izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’Olona mipetraka eo ankavanan’ny Hery sady avy eny amin’ny rahon’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka novalian’i Jesoa hoe: «Izaho no Izy; ary ho hitanareo ny Zanak’olona mipetraka eo ankavanan’Ilay mahefa ny zavatra rehetra sy avy, eo ambonin’ny rahon’ny lanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’i Jesoa hoe: –Izaho no Izy, ary «ho hitanareo ny Zanak’olona mipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra mahery» ary koa «tamy eo amin’ny rahon’ny habakabaka.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy: Izaho no Izy; ary ho hitanareo ny Zanak'olona mipetraka eo ankavanan'ny Hery sady avy eo amin'ny rahon'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy: Izaho no Izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’Olona* mipetraka eo ankavanan’ny Hery sady avy eny amin’ny rahon’ny lanitra.
malagasy
Ary hoy Jesosy: Izaho no Izy; ary ho hitanareo ny Zanak'olona mipetraka eo ankavanan'ny Hery sady avy eo amin'ny rahon'ny lanitra.