Mark 14:63 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandriatra ny fitafiany ny Mpisoronabe ka nilaza hoe: Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notriarin’ny lehiben’ny mpisorona ny fitafiany, ka hoy izy hoe: «Inona indray no ilantsika vavolombelona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny mpisorombe dia nandriatra ny fitafiany sady niteny hoe: –Inona indray no ilàntsika vavolombelona hiampanga?
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisoronabe nandriatra ny fitafiany ka nanao hoe: Ahoana no mbola ilantsika vavolombelona indray?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandriatra ny fitafiany ny Mpisoronabe ka nilaza hoe: Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?
malagasy
Ary ny mpisoronabe nandriatra ny fitafiany ka nanao hoe: Ahoana no mbola ilantsika vavolombelona indray?