Mark 14:64 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa renareo ny fitenenan-dratsy ka ahoana ny hevitrareo? Dia nanameloka Azy ho mendrika ho faty izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa renareo teo ny nitenenany ratsy an’Andriamanitra, ka ahoana no hevitrareo?» Dia nataon’izy rehetra fa mendrika ho faty Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Renareo teo ny fanevatevàny an’Andriamanitra, ka ahoana ianareo amin’izany? Dia samy nanameloka an’i Jesoa izy rehetra ka nilaza fa mendrika Azy ny ho faty.
Malagasy Bible 1865
Efa renareo ny fitenenany ratsy; ahoana no hevitrareo? Dia nataon'izy rehetra fa miendrika ho faty Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa renareo ny fitenenan-dratsy ka ahoana ny hevitrareo? Dia nanameloka Azy ho mendrika ho faty izy rehetra.
malagasy
Efa renareo ny fitenenany ratsy; ahoana no hevitrareo? Dia nataon'izy rehetra fa miendrika ho faty Izy.[Gr. blasfemia, izahao Mat. 9.3]