Mark 14:67 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita an’i Petera namindro izy dia nijery azy ary niteny hoe: Ianao koa dia niaraka tamin’Ilay Nazareana atao hoe Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita an’i Piera namindro izy, dia nijery azy, ka nanao taminy hoe: «Ianao koa naman’i Jesoa Nazareanina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita an’i Petera namindro teo ravehivavy, dia nijery azy tsara ka nanao hoe: –Ianao koa niaraka tamin’ilay Jesoa avy any Nazareta iny?
Malagasy Bible 1865
ary nony nahita an'i Petera namindro izy, dia nijery azy ka nanao hoe: Hianao koa nomba an'i Jesosy avy any Nazareta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita an’i Petera namindro izy dia nijery azy ary niteny hoe: Ianao koa dia niaraka tamin’Ilay Nazareana atao hoe Jesosy.
malagasy
ary nony nahita an'i Petera namindro izy, dia nijery azy ka nanao hoe: Hianao koa nomba an'i Jesosy avy any Nazareta.