Mark 14:68 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandà anefa izy ka niteny hoe: Sady tsy fantatro no tsy azoko ny teninao. Dia nandeha nankany ivelany ho any amin’ny vavahady izy, ary nisy akoho naneno tamin’izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nolaviny hoe: «Tsy fantatro, ary tsy azoko akory izay lazainao.» Dia nivoaka nankany alatrano izy ary naneno ny akoho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandà i Petera ka nanao hoe: –Tsy fantatro sady tsy azoko izay lazainao. Dia nivoaka ny tokotany izy, ary nisy akoho naneno.
Malagasy Bible 1865
Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsy fantatro sy tsy azoko ny teninao. Dia niala ho eo am-bavahady izy, ary nisy akoho naneno.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandà anefa izy ka niteny hoe: Sady tsy fantatro no tsy azoko ny teninao. Dia nandeha nankany ivelany ho any amin’ny vavahady izy, ary nisy akoho naneno tamin’izay.
malagasy
Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsy fantatro sy tsy azoko ny teninao. Dia niala ho eo am-bavahady izy, ary nisy akoho naneno.