Mark 14:70 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mbola nandà indray izy. Nony afaka kelikely, ireo izay nanatrika teo, dia niteny indray tamin’i Petera hoe: Marina mihitsy fa anisan’ireny ianao; fa Galiliana koa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nandà indray izy. Nony afaka kelikely, dia hoy indray ny olona teo tamin’i Piera: «Naman’ireny tokoa ianao, fa Galileanina koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mbola nandà indray i Petera. Nony afaka kelikely, dia hoy indray ny olona teo amin’i Petera: –Tena anisan’ireny tokoa ianao sady Galileanina rahateo.
Malagasy Bible 1865
fa izy nandà indray. Ary nony afaka kelikely, izay teo anilany koa dia nilaza tamin'i Petera hoe: Naman'ireo tokoa ianao; fa Galiliana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mbola nandà indray izy. Nony afaka kelikely, ireo izay nanatrika teo, dia niteny indray tamin’i Petera hoe: Marina mihitsy fa anisan’ireny ianao; fa Galiliana koa ianao.
malagasy
fa izy nandà indray. Ary nony afaka kelikely, izay teo anilany koa dia nilaza tamin'i Petera hoe: Naman'ireo tokoa ianao; fa Galiliana ianao.