Mark 14:71 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niozona sy nianiana izy hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy lazainareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay sady niozona izy no nianiana hoe: «Tsy fantatro akory izany Lehilahy antsoinareo izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niozona sy nianiana i Petera ka nanao hoe: –Tsy fantatro izany Lehilahy lazainareo izany.
Malagasy Bible 1865
Dia niozona sy nianiana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy lazainareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niozona sy nianiana izy hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy lazainareo izany.
malagasy
Dia niozona sy nianiana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy lazainareo izany.Ary niaraka tamin'izay dia nisy akoho naneno fanindroany. Ary Petera nahatsiaro ny teny izay nolazain'i Jesosy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao. Ary nony nieritreritra izany izy, dia nitomany.