Mark 14:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza no hitoriana ny Filazantsara eto amin’izao tontolo izao dia hotantaraina koa izao nataon-dRavehivavy izao mba ho fahatsiarovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina aminareo fa na aiza na aiza hitoriana ity Evanjely ity amin’izao tontolo izao, dia holazaina koa izao nataon-dravehivavy izao ho fankalazana azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa na aiza na aiza eran’izao tontolo izao hanambarana ny Vaovao Mahafaly, dia holazaina koa izao nataon’ity vehivavy ity izao mba ho fahatsiarovana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin'izao tontolo izao no hitoriana ny filazantsara, dia holazaina koa izao nataon-dravehivavy izao mba ho fahatsiarovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza no hitoriana ny Filazantsara eto amin’izao tontolo izao dia hotantaraina koa izao nataon-dRavehivavy izao mba ho fahatsiarovana azy.
malagasy
Ary lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin'izao tontolo izao no hitoriana ny filazantsara, dia holazaina koa izao nataon-dravehivavy izao mba ho fahatsiarovana azy.