Mark 15:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantany mantsy fa fialonana no nanoloran’ireo lehiben’ny mpisorona Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria fantany fa fialonana no nanoloran’ny lohandohan’ny mpisorona Azy taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Pilato manko fa fialonana no nanoloran’ireo lohandoha-mpisorona an’i Jesoa,
Malagasy Bible 1865
Fa fantany fa fialonana no nanoloran'ny lohan'ny mpisorona Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantany mantsy fa fialonana no nanoloran’ireo lehiben’ny mpisorona Azy.
malagasy
Fa fantany fa fialonana no nanoloran'ny lohan'ny mpisorona Azy.