Mark 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanome fo ny vahoaka ireo lehiben’ny mpisorona fa aleo, hoy izy ireo, i Barabasy no hafahan’i Pilato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo ny mpisorona namoky ny vahoaka fa aleo i Barabasy no halefany ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa nampirisihin’ireo lohandoha-mpisorona ny vahoaka hangataka ny handefasana an’i Barabasy toy izay i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa ny lohan'ny mpisorona nanome fo ny vahoaka, fa aleo Barabasy no halefan'i Pilato ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanome fo ny vahoaka ireo lehiben’ny mpisorona fa aleo, hoy izy ireo, i Barabasy no hafahan’i Pilato.
malagasy
Fa ny lohan'ny mpisorona nanome fo ny vahoaka, fa aleo Barabasy no halefan'i Pilato ho azy.