Mark 15:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy indray i Pilato: Koa inona ary no hataoko amin’ilay ataonareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy indray i Pilaty taminy: «Inona àry no tianareo hataoko amin’Ilay antsoinareo hoe mpanjakan’ny Jody?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia niteny tamin’ny vahoaka indray i Pilato nanao hoe: –Inona àry no tianareo hataoko an’Ilay antsoinareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?
Malagasy Bible 1865
Ary Pilato namaly ka nanao taminy indray hoe: Ka inona ary no hataoko amin'ilay ataonareo hoe: Mpanjakan'ny Jiosy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy indray i Pilato: Koa inona ary no hataoko amin’ilay ataonareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?
malagasy
Ary Pilato namaly ka nanao taminy indray hoe: Ka inona ary no hataoko amin'ilay ataonareo hoe: Mpanjakan'ny Jiosy?