Mark 15:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantsoantso indray ny vahoaka hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso indray izy ireo nanao hoe: «Fantsiho amin’ny Hazofijaliana Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray ny antsoantson’ny vahoaka hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana ilay iny!
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka niantso indray hoe: Homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantsoantso indray ny vahoaka hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy!
malagasy
Ary ny vahoaka niantso indray hoe: Homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!