Mark 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Pilato taminy: Fa inona moa no ratsy nataony? Nefa vao mainka niantsoantso izy ireo ka niteny hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fa inona àry no ratsy nataony?» hoy i Pilaty taminy. Dia vao mainka niantso mafimafy kokoa izy ireo nanao hoe: «Fantsiho amin’ny Hazofijaliana Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Pilato tamin’ny vahoaka: –Fa inona àry no ratsy nataony? Fa vao mainka koa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana ilay iny!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Pilato taminy: Fa inona moa no ratsy nataony? Nefa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Pilato taminy: Fa inona moa no ratsy nataony? Nefa vao mainka niantsoantso izy ireo ka niteny hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy!
malagasy
Ary hoy Pilato taminy: Fa inona moa no ratsy nataony? Nefa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!