Mark 15:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo miaramila dia nitondra an’i Jesosy ho ao anatin’ny kianja izay ao anaty rova sady nanangona ny miaramila rehetra iray tarika aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentin’ny miaramila i Jesoa ho ao amin’ny tokotany, izany hoe ao amin’ny fitsarana, sady novoriny ny miaramila namany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ireo miaramila teo an-tokotany i Jesoa, izany hoe tao amin’ny lapan’ny governora, ary nantsoiny hankeo ny miaramila tarika iray manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny miaramila nitondra an'i Jesosy ho eo an-kianja, dia ao anati-rova, sady nanangona ny miaramila namany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo miaramila dia nitondra an’i Jesosy ho ao anatin’ny kianja izay ao anaty rova sady nanangona ny miaramila rehetra iray tarika aminy.
malagasy
Ary ny miaramila nitondra an'i Jesosy ho eo an-kianja, dia ao anati-rova, sady nanangona ny miaramila namany rehetra.