Mark 15:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampitafy Azy lamba volomparasy izy ireo sady nandrandrana satroka tsilo ho Azy ka nasatrony ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nampitafîny kapaoty jaky Izy; dia nosatrohany fehiloha tsilo izay norandraniny ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampitafîn-dry zareo lamba jaky Izy ary nasiany fehiloha tsilo norandranina ny lohany,
Malagasy Bible 1865
Ary dia nampitafy Azy lamba volomparasy izy, sady nandrandrana satroka tsilo, ka nasatrony ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampitafy Azy lamba volomparasy izy ireo sady nandrandrana satroka tsilo ho Azy ka nasatrony ny lohany.
malagasy
Ary dia nampitafy Azy lamba volomparasy izy, sady nandrandrana satroka tsilo, ka nasatrony ny lohany.