Mark 15:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niarahaba Azy izy ireo hoe: Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia niarahaba Azy izy nanao hoe: «Arahaba, ry mpanjakan’ny Jody.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia noarahabainy Izy hoe: –Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!
Malagasy Bible 1865
Ary dia niarahaba Azy hoe izy: Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niarahaba Azy izy ireo hoe: Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy*!
malagasy
Ary dia niarahaba Azy hoe izy: Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy!