Mark 15:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nikapoka ny lohany tamin’ny volotara izy ireo sady nandrora Azy ka nandohalika sy niankohoka teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady nikapoka volotara ny lohany sy nandrora Azy, ary nandohalika nitsaoka Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nokapohiny tamin’ny volotara ny lohany sady nororany Izy, dia nandohalihany sy niankohofany teo anatrehany.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nikapoka ny lohany tamin'ny volotara izy sady nandrora Azy, dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nikapoka ny lohany tamin’ny volotara izy ireo sady nandrora Azy ka nandohalika sy niankohoka teo anatrehany.
malagasy
Ary dia nikapoka ny lohany tamin'ny volotara izy sady nandrora Azy, dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehany.