Mark 15:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia namaly azy Izy hoe: Voalazanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Pilaty nanontany Azy hoe: «Ianao va no mpanjakan’ny Jody?» Dia namaly Izy, ka nanao taminy hoe: «Voalazanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an’i Jesoa i Pilato hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Fa novalian’i Jesoa hoe: –Anao izany teny izany!
Malagasy Bible 1865
Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Voalazanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy*? Dia namaly azy Izy hoe: Voalazanao.
malagasy
Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Voalazanao.