Mark 15:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noterena hitondra ny hazofijalian’i Jesosy ny lehilahy iray izay nandalo avy tany an-tsaha, atao hoe Simona kireniana, rain’i Aleksandra sy i Rofosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy lehilahy Sireneanina atao hoe Simôna, rain’i Aleksandra sy i Rofosa, nandalo avy any an-tsaha, dia noteren’izy ireo hilanja ny Hazofijaliany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sendra nandalo avy any an-tsaha ity olona atao hoe Simôna, lehilahy sireneanina, rain-dry i Aleksandra sy i Rofosy, ka noteren’ireo miaramila hitondra ny hazofijalian’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary Simona Kyreniana (rain'i Aleksandro sy Rofosy) izay nandalo avy tany an-tsaha, no notereny hitondra ny hazo fijalian'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noterena hitondra ny hazofijalian’i Jesosy ny lehilahy iray izay nandalo avy tany an-tsaha, atao hoe Simona kireniana, rain’i Aleksandra sy i Rofosy.
malagasy
Ary Simona Kyreniana (rain'i Aleksandro sy Rofosy) izay nandalo avy tany an-tsaha, no notereny hitondra ny hazo fijalian'i Jesosy.