Mark 15:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy dia noentin’ireo teo amin’ny toerana atao hoe Golgota, izany hoe, raha adika, Ikarandoha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary Izy dia nentiny tao amin’ny tany atao hoe Golgotà izay adika hoe Tanin’ny karan-doha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny toerana atao hoe Gôlgôtà, izay midika hoe toerana sahala amin’ny karandoha, no nitondrany an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy dia nentiny teo amin'ny tany Golgota, izany hoe, raha adika, Fitoeran-karan-doha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy dia noentin’ireo teo amin’ny toerana atao hoe Golgota, izany hoe, raha adika, Ikarandoha.
malagasy
Ary Jesosy dia nentiny teo amin'ny tany Golgota, izany hoe, raha adika, Fitoeran-karan-doha.