Mark 15:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny ora fahatelo no nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny ora fahatelo no namantsihana Azy tamin’ny Hazofijaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny sivy maraina no nanomboana an’i Jesoa tamin’ny hazofijaliana.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny ora fahatelo no nanomboany tamin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny ora fahatelo no nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana.
malagasy
Ary tamin'ny ora fahatelo no nanomboany tamin'ny hazo fijaliana.