Mark 15:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy jiolahy roa nohomboin’izy ireo niaraka Taminy tamin’ny hazofijaliana, ny iray dia teo ankavanany ary ny iray dia teo ankaviany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy mpangalatra roa lahy niara-nofantsihany taminy tamin’ny hazofijaliana; ny anankiray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy jiolahy roa nohomboana tamin’ny hazofijaliana niaraka tamin’i Jesoa, ka ny anankiray teo ankavanany ary ny anankiray teo ankaviany. [
Malagasy Bible 1865
Ary nisy jiolahy roa nohomboany tamin'ny hazo fijaliana koa, ny anankiray teo amin'ny ankavanany, ary ny anankiray teo amin'ny ankaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy jiolahy roa nohomboin’izy ireo niaraka Taminy tamin’ny hazofijaliana, ny iray dia teo ankavanany ary ny iray dia teo ankaviany
malagasy
Ary nisy jiolahy roa nohomboany tamin'ny hazo fijaliana koa, ny anankiray teo amin'ny ankavanany, ary ny anankiray teo amin'ny ankaviany.