Mark 15:28 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe: «Ary natao ho isan’ny mpanota Izy» (Isa 53.12).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: «Natao isan’ny ratsy fanahy Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: «Natao ho isan’ny mpanao ratsy Izy.»]
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe: «Ary natao ho isan’ny mpanota Izy» (Isa 53.12).
malagasy
[Ampio hoe: 28 Dia tanteraka ny Soratra Masina izay manao hoe: Ary natao ho isan'ny mpanota Izy (Isa. 53. 12)]