Mark 15:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
vonjeo ny tenanao ka midìna hiala teo amin’ny hazofijaliana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo ilay ity ny Tenan’Ialahy, ka mialà amin’ny Hazofijaliana!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonjeo ny tenanao, ka midîna avy eo amin’ny hazofijaliana!
Malagasy Bible 1865
vonjeo ny tenanao, ka midìna hiala amin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
vonjeo ny tenanao ka midìna hiala teo amin’ny hazofijaliana!
malagasy
vonjeo ny tenanao, ka midìna hiala amin'ny hazo fijaliana.