Mark 15:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary toy izany koa no faneson’ireo lehiben’ny mpisorona, fa niresaka izy ireo sy ny mpanoradalàna hoe: Namonjy ny sasany Izy fa ny tenany dia tsy hainy vonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna dia naneso Azy toy izany koa, fa izao no resany eo: «Ny sasany novonjeny, fa ny Tenany kosa tsy hainy vonjena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naneso Azy toy izany koa ireo lohandoha-mpisorona mbamin’ny mpahay lalàna ka nifampilaza hoe: –Namonjy olon-kafa Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena!
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa no faneson'ny lohan'ny mpisorona, fa niresaka izy sy ny mpanora-dalàna nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary toy izany koa no faneson’ireo lehiben’ny mpisorona, fa niresaka izy ireo sy ny mpanoradalàna hoe: Namonjy ny sasany Izy fa ny tenany dia tsy hainy vonjena.
malagasy
Ary toy izany koa no faneson'ny lohan'ny mpisorona, fa niresaka izy sy ny mpanora-dalàna nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena.