Mark 15:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony tamin’ny ora fahenina dia tonga maizina ny tany rehetra ary naharitra hatramin’ny ora fahasivy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tamin’ny enina, dia rakotra haizina ny tany rehetra hatramin’ny sivy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny mitataovovonana, dia rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tamin'ny ora fahenina, dia tonga maizina ny tany rehetra, ka naharitra hatramin'ny ora fahasivy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony tamin’ny ora fahenina dia tonga maizina ny tany rehetra ary naharitra hatramin’ny ora fahasivy izany.
malagasy
Ary nony tamin'ny ora fahenina, dia tonga maizina ny tany rehetra, ka naharitra hatramin'ny ora fahasivy izany.