Mark 15:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny ora fahasivy dia niantso tamin’ny feo mahery Jesosy ka niteny hoe: Elỳ, Elỳ, lamà sabaktàny? Izany hoe raha adika: «Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Ianao?» (Sal 22.2)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tamin’ny sivy, dia niantso mafy i Jesoa nanao hoe: « Elôỳ, Elôỳ, lamà sabaktany?» izany hoe: «Ry Andriamanitro ô! Ry Andriamanitro ô! Nahoana no dia nilaozanao Aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny telo tolakandro i Jesoa dia niantso tamin’ny feo mahery nanao hoe: –Elôỳ, Elôỳ, lemà sabaktàny? (izany hoe raha adika: «Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia nilaozanao Aho?»)
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny ora fahasivy Jesosy dia niantso tamin'ny feo mahery ka nanao hoe: Eloy, Eloy, lamà sabaktany! izay hoe, raha adika: Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no mahafoy Ahy Hianao? (Sal. 22. 2).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny ora fahasivy dia niantso tamin’ny feo mahery Jesosy ka niteny hoe: Elỳ, Elỳ, lamà sabaktàny? Izany hoe raha adika: «Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Ianao?» (Sal 22.2)
malagasy