Mark 15:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sasany tamin’ireo izay nanatrika teo raha nandre izany dia niteny hoe: Indro, miantso an’i Elia Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny sasany tamin’izay teo, dia nanao hoe: «Indro miantso an’i Elia Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany tamin’ireo olona nijanona teo, raha nandre izany, dia niteny hoe: –Indro fa niantso an’i Elià ny anao!
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Indro, miantso an'i Elia Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sasany tamin’ireo izay nanatrika teo raha nandre izany dia niteny hoe: Indro, miantso an’i Elia Izy.
malagasy
Ary ny sasany izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Indro, miantso an'i Elia Izy.