Mark 15:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy iray nihazakazaka dia nanatsoboka sipaonjy tamin’ny vinaingitra ka natohiny tamin’ny volotara izany dia natohony hotsentsefin’i Jesosy ary hoy izy: Avelao ho hitantsika na ho avy hampidina Azy i Elia na tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihazakazaka ny anankiray tamin’izy ireo, novontosany vinaingitra ny spônjy sy notohizany volotara, dia natohony Azy hotsentsefiny, ka hoy izy: «Aoka hoe hozahantsika raha ho avy hanafaka Azy i Elia!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy olona anankiray nihazakazaka nanatsoboka spaonjy tao anaty vinaingitra; dia notohiziny volotara ilay spaonjy ka natohony an’i Jesoa mba hotsentsefiny, sady hoy izy: –Avelao hoe hojerentsika raha ho avy hampidina Azy tokoa i Elià!
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray nihazakazaka, dia nanatsoboka sipaonjy tamin'ny vinaingitra, ka notohiziny tamin'ny volotara, dia natohony hotsentsefin'i Jesosy, fa hoy izy: Aoka ho hizahantsika, na ho avy hampidina Azy Elia, na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy iray nihazakazaka dia nanatsoboka sipaonjy tamin’ny vinaingitra ka natohiny tamin’ny volotara izany dia natohony hotsentsefin’i Jesosy ary hoy izy: Avelao ho hitantsika na ho avy hampidina Azy i Elia na tsia.
malagasy