Mark 15:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jesosy anefa niantso tamin’ny feo mahery dia afaka ny ainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niantso mafy i Jesoa, dia niala aina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jesoa kosa niantso tamin’ny feo mahery, dia niala aina.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niantso tamin'ny feo mahery, dia afaka ny ainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jesosy anefa niantso tamin’ny feo mahery dia afaka ny ainy.
malagasy
Ary Jesosy niantso tamin'ny feo mahery, dia afaka ny ainy.