Mark 15:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rovitra nisasaka roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba tao amin’ny Tempoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitriatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny efitra lamba tao amin'ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany.
malagasy
Ary ny efitra lamba tao amin'ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany.