Mark 15:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny kapiteny izay nanatrika nanandrify Azy, raha nahita fa toy izany no nahafaka ny ainy, dia niteny hoe: Marina tokoa fa Zanak’Andriamanitra io Lehilahy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay kapiteny nitsangana teo tandrifin’i Jesoa, nony nahita fa niala aina tamim-piantsoana mafy toy izany Izy, dia nanao hoe: «Zanak’Andriamanitra tokoa io lehilahy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ilay kapiteny nijoro tandrifin’i Jesoa, raha nahita Azy niala aina toy izany, dia loa-bolana hoe: –Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io Lehilahy io!
Malagasy Bible 1865
Ary ny kapiteny izay nijanona tandrifiny, raha nahita fa afaka toy izany ny ainy, dia nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny kapiteny izay nanatrika nanandrify Azy, raha nahita fa toy izany no nahafaka ny ainy, dia niteny hoe: Marina tokoa fa Zanak’Andriamanitra io Lehilahy io.
malagasy
Ary ny kapiteny izay nijanona tandrifiny, raha nahita fa afaka toy izany ny ainy, dia nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io.[Na: nahita Azy niantso toy izany, sady afaka ny ainy]