Mark 15:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany Azy indray i Pilato hoe: Tsy manan-kavaly akory va Ianao? E izao hamaroan’ny zavatra iampangan’izy ireo Anao izao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanontany Azy indray i Pilaty nanao hoe: «Tsy mamaly akory va ianao? He izato hamaroan’ny zavatra iampangany Anao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanontany Azy indray i Pilato nanao hoe: –Tsy mamaly akory ve Ianao? He ireto zavatra maro iampangany Anao!
Malagasy Bible 1865
Ary Pilato dia nanontany Azy indray hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? He! izao hamaroan'ny zavatra iampangany Anao izao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany Azy indray i Pilato hoe: Tsy manan-kavaly akory va Ianao? E izao hamaroan’ny zavatra iampangan’izy ireo Anao izao!
malagasy
Ary Pilato dia nanontany Azy indray hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? He! izao hamaroan'ny zavatra iampangany Anao izao!