Mark 15:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy vehivavy koa nitsinjo teny lavidavitra eny ary isan’ireny i Maria Magdalena sy i Maria, renin’i Jakoba kely, ary i Josesy sy i Salome;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy vehivavy nijery teny lavidavitra teny koa: anisan’ireny i Maria Madelenina, sy i Maria renin’i Jakôba zandriny sy i Josefa, ary koa i Salôme,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy vehivavy maromaro koa nitazana avy eny lavidavitra teny ka anisan’ireo i Maria avy any Magdalà, sy i Salôme ary i Maria renin-dry i Jakôba kely sy i Jôsèta mirahalahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vehivavy koa nitsinjo teny lavidavitra eny, ary isan'ireny Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin'i Jakoba kely sy Josesy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy vehivavy koa nitsinjo teny lavidavitra eny ary isan’ireny i Maria Magdalena sy i Maria, renin’i Jakoba kely, ary i Josesy sy i Salome;
malagasy
Ary nisy vehivavy koa nitsinjo teny lavidavitra eny, ary isan'ireny Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin'i Jakoba kely sy Josesy,