Mark 15:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ireo dia nanaraka Azy ka nanompo Azy fony Izy tany Galilia; tao koa ireo vehivavy maro izay niara-niakatra Taminy tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nanaraka Azy sy nanompo Azy fony izy tany Galilea. Fanampin’ireo koa nisy vehivavy maro izay niara-niakatra taminy tany Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’i Jesoa tany Galilea ireo vehivavy ireo, nanampy Azy tamin’izay nilainy; ary nisy vehivavy maro hafa koa izay niara-niakatra tamin’i Jesoa tany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
izay nanaraka Azy ka nanompo Azy, fony Izy tany Galilia, mbamin'ny vehivavy maro koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ireo dia nanaraka Azy ka nanompo Azy fony Izy tany Galilia; tao koa ireo vehivavy maro izay niara-niakatra Taminy tany Jerosalema.
malagasy
izay nanaraka Azy ka nanompo Azy, fony Izy tany Galilia, mbamin'ny vehivavy maro koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema.